ALEFA FAN ZONE BAREA GVA-CH

ANDAO HATAMBATRA NY HERY, ANATY FIFALIANA SY HARAVOANA NO HANOHANTSIKA MALAGASY REHETRA ATY SUISSE SY FRANTSA MANODIDINA IREO OMBIMANGA MAHERINTSIKA AMIN’NY ALAHADY 7 JOLAY 2019 AO TOKONTANY MALALAKY NY AMBASSADE DE MADAGASCAR, MANDRITRY AM-PAHAVALON-DALANA IZAY HIHAONAN’I MADAGASIKARA SY I RÉPUBLIQUE DÉMOCRATIQUE DU CONGO.

————

TAOMY NY NAMANA SY HAVANA AMAN-TSAKAIZA REHETRA, ENTO NY GUITARE, NY SODINA, NY ZAVA-MANENO REHETRA, NY SAKAFO SY TSAKITSAKY MALAGASY.

————

 AMIN’ NY EFATRA (04) ORA TOLAK’ANDRO DIA EFA MISOKATRA NY VAVAHADIN’NY AMBASADY.

————

NY HERINTSIKA MITAMBATRA NO HERY ENTIN’IREO MAHERINTSIKA IREO MANDRESY!!!

ALEFA ARY! ALEFA BAREA!!!