« Arahabaina toa an-dRavoninkazo isika rehetra, ka hotsidihan’ny lolo marevaka, hovangian’ny renitantely; ho tojo fahatsarana sy fahamamiana »
Ho tanterahana ny sabotsy 17 Aprily 2018 amin’ny 7 ora sy sasany hariva ao amin’ny Centre Paroissial de Servette, Avenue Wendt 55, 1203 Genève ny :
- FAMOAHANA Mpiofana kabary Andiany 2017-2018
- FANASALORANA Lamba
- FAMINDRANA Faneva
- Seho an-kabary, hainteny, hira …
Tsy misy vidim-pidirana.
Fanazavana fanampiny : soisy@fimpima.ch na 0041 78 604 53 57 (Soisy) na 0033 6 19 02 22 19 (Frantsa manodidina)