Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana / Célébration œcuménique

5a957ed2e417d

18 octobre 2020, en ligne Noho ny fankalazana ny faha-62 taonan’ny nijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara dia am-pifaliana no anasana anao ny: Alahady 18 Oktobra 2020 amin’ny 3 ora tolakandro (GMT+2) ao @ Zoom. Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana iraisan’ireo fiangonana Malagasy eto Soisy sy ny manodidina. — A l’occasion de la du 62ème Anniversaire de la Première République Malagasy, …

Lire l'article →

AVIS AUX USAGERS – FILAZANA

FILAZANA  Ilazana isika  manan-draharaha eto anivon’ny masoivoho an’i Madagasikara eto Suisse fa ny  fandraisana olona dia manaraka izao lamina izao: Alatsinainy hatramin’ny Zoma: 9ora sy sasany – 12 ora Azo atao ihany koa ny miantso  ny Laharana 022 740 16 50 na mandefa mailaka amin’ny adiresy : ambamadsuisse@bluewin.ch Ny olona manan-draharaha ihany no miditra ato amin’ny …

Lire l'article →