FILAZANA
Ilazana isika manan-draharaha eto anivon’ny masoivoho an’i Madagasikara eto Suisse fa ny fandraisana olona dia manaraka izao lamina izao:
Alatsinainy hatramin’ny Zoma:
9ora sy sasany – 12 ora
Azo atao ihany koa ny miantso ny Laharana 022 740 16 50 na mandefa mailaka amin’ny adiresy : ambamadsuisse@bluewin.ch
Ny olona manan-draharaha ihany no miditra ato amin’ny faritry ny Masoivoho ary tsy maintsy manaja ny elanelana 1metatra sy sasany sy ny aro vava orona
Misaotra tompoko!
AVIS AUX USAGERS
L’Ambassade de Madagascar en Suisse reçoit les usagers du lundi au vendredi
de 9heures 30 à 12 heures.
La Chancellerie est joignable au numéro : 022 740 16 50 ou par courrier électronique à l’adresse : ambamadsuisse@bluewin.ch
Le port du masque et le respect de la distanciation sociale de 1,5 m doivent être respectés par les usagers.
Merci de votre collaboration !