Bokin’ny Fampiononana

 

Ilazana isika Malagasy am-pielezana rehetra fa misokatra eto amin’ny Masoivohon’i Madagasikara eto Genève ny Bokin’ny Fampiononana ho an’izay mikasa hametraka teny fampiononana taorian’ny nahalasanan’Itompokolahy Profesora ZAFY Albert, Filoham-Pirenena teo aloha, izay nodimandry ny 13 Oktobra 2017.

 

Azo atao ny manantona ny Masoivoho amin’ireto daty manaraka ireto :

Alatsinainy 23 ka hatramin’ny alakamisy 26 Oktobra izao.

Maraina : 10.30 – 12.30

Hariva : 3 ka hatramin’ny 5 ora

 

Masoivohon’i Madagasikara

38, Avenue de Riant-Parc

1209 – Genève