——-
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Genève dia maneho fankasitrahana ho an’ireo rehetra izay nanokana minitra vitsy namaliana ireo fanontaniana amin’ny fitsapan-kevitra hamolavolana ny politikam-pirenena mikasika ny Malagasy ampielezana.
——-
Marihina fa ny fandraisana anjara: https://sondage-ambassade-madagascar.ch dia mbola misokatra hatramin’ny 31 desambra 2018. Koa dia manainga ireo teratany Malagasy, ireo mizaka zom-pirenena roa, ireo taranaka Malagasy ary ireo Zanatany izay tsy mbola nandray anjara hanatontosa izany adidy masina izany ary isaorana eto sahady.
——-
Ny Masoivohon’ i Madagasikara eto Genève dia manolotra anareo sahady ny arahaba ombam-pirariantsoa eo ampamaranana ny taona 2018 ary ho an’ny taom-baovao 2019.
——-
Misaotra tompoko.
Mesdames, Messieurs,
L’Ambassade de Madagascar à Genève exprime sa gratitude à toutes les personnes qui ont accordé quelques minutes de leurs temps pour prendre part aux sondages s’inscrivant dans l’élaboration de la politique nationale de la diaspora.
——-
Les questionnaires : https://sondage-ambassade-madagascar.ch restent ouverts jusqu’au 31 décembre 2018. Les personnes de nationalité malagasy — les binationaux — les descendants de Malagasy et les Malagasy de cœur (Zanatany) qui n’ont pas encore pris part aux sondages sont encouragés à y apporter leurs réponses.
——-
L’Ambassade de Madagascar à Genève vous remercie de votre participation et vous présente ses meilleurs vœux de bonne fin d’année et de nouvel an 2019.
——-