ZANAK’I MADAGASIKARA MIARA-MANDRAFITRA NY HOAVY IOMBONANA

——-

ENSEMBLE POUR BÂTIR LE FUTUR

positive interaction 223x223

DISCUSSIONS – TAFATAFA

——-

Réunion de restitution du Forum de la Diaspora 2017: Samedi 24 février 2018 de 14 à 18h à l’Ambassade de Madagascar à Genève

——-

Fivoriana hiresahana ireo hevitra nivoaka sy tohin’ny asa taorinan’ny Fihaonamben’ny Malagasy Ampielezana 2017: Sabotsy 24 febroary 2018 ny 2 ora hatramin’ny 6 ora tolakandro ao amin’ny Masoivohon’i Madagasikara eto Genève.

                            TONGAVA MARO