Loading Events

« Tous les événements

  • Cet événement est terminé

AMES: messe en Malgache à 15h00

3 mars 2019

Aomoneria Katolika Malagasy Eto Soisy

NY TENY LAZAINA NO AMANTARANA NY FO

Ny AMES dia faly manasa anao hiara hiombombavaka aminy ny:

Alahady faha-03 Martsa 2019 manomboka amin’ny 3 Ora tolak’andro
ao amin’ny : Chapelle Sainte-Claire Chemin du Bochet 37, 1025 Saint-Sulpice.

Fanamarihana:   - Ny Groupe 01 no mitarika ny litorjia. 

« Fa na aiza na aiza iangonan’ny olona roa na telo amin’ny anarako dia eo afovoany aho. »
Md. Matio 18,20

Mail: katolika.ames@gmail.com

Site web: www.ames-katolika.org

Contacts : +41789048336 / +41789564574

 

Détails

Date
3 mars 2019