Loading Events

« Tous les événements

  • Cet événement est terminé

AMES: Messe à 15h

17 mars 2019

 

Aomoneria Katolika Malagasy Eto Soisy:

I JESOA MIOVA TAREHY :
TARATRY NY HASOANTSIKA RAHATRIZAY

Ny AMES dia faly manasa anao hiara hiombombavaka aminy ny:

Alahady faha-17 Martsa 2019 manomboka amin’ny 3 Ora tolak’andro, ao amin’ny :

Chapelle Sainte-Claire Chemin du Bochet 37, 1025 Saint-Sulpice.

Fanamarihana:   - Ny Groupe 02 no mitarika ny litorjia. 

« Fa na aiza na aiza iangonan’ny olona roa na telo amin’ny anarako dia eo afovoany aho. »
Md. Matio 18,20

 

Détails

Date
17 mars 2019