Fan Zone 14 OKFAN ZONE BAREA GVA CH – Fr

ALEFA NDRAY ARY eh !!!

————

AO AMIN’NY CENTRE PAROISSIAL 55, RUE WENDT – 1203  – GENEVE, NO HANAMBARANTSIKA REHETRA INDRAY Ny HERY HANOHANANTSIKA IREO OMBIMANGA MAHERY FONTSIKA AMIN’NY LALAO AMPAHA-EFA-DALANA HIHAONAN’NY MADAGASCAR SY TUNISIE NY ALAKAMISY 11 JOLAY 2019 AMIN’NY 9 ORA ALINA.

————

TONGAVA MAROBE HATRANY!!! HIRAY FO, HIRAY SAINA, HIARA-PALY SY HIKORANA, TAOMY NY NAMANA SY HAVANA AMAN-TSAKAIZA REHETRA F’AZA AVELA HATORITORY.

————

NY HERINTSIKA MITAMBATRA NO HERY ENTIN’IREO MAHERINTSIKA IREO MANDRESY!!!

————

SAMIA MITONDRA RANO SY ZAVA-PISOTRO TSY MISY ALCOOL ARY SAKAFO TSAKITSAKY MALAGASY!!!

————

NY VARAVARANA DIA MIVOHA MANOMBOKA AMIN’NY 8ora alina.

————

ALEFA BAREA!!!

Zahay miaraka amin’ialahy!!!