Tontosa omaly alahady faha- 23 jona 2019 tao amin’ny Chapelle St Jean Baptiste eo Perly – Soisy ny vavaka iraisam-mpinoana fangataham-pitahiana ho an’ny Firenena sy ny Mpitondra ao anatin’ny fankalazana ny faha-59 taona niverenan’ny fahaleovan-tena izay nokarakarain’ny Masoivohon’i Madagasikara eo Genève ary nanasana ireo Fiangonana Malagasy misy eto Soisy sy Frantsa manodidina.

IMG_2268_resizedIMG_2278_resizedIMG_2326IMG_2335_resizedIMG_2344_resized72a5a5ba-f96b-4c93-9084-c4c80d403b68

IMG_2343_resizedIMG_2342_resizedIMG_2339_resizedIMG_2334_resizedIMG_2331IMG_2330IMG_2329