FullSizeRender 2

LAUSANNE – RENENS : 18 NOVAMBRA 2017

Solontenan’ny Masoivoho eto Genève notarihin’Andriamatoa Solofo Razafitrimo, Mpiandraiki-dRaharaha vonjimaika, miaraka amin’ireo Pretra, nandritra ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Aumoneria Katolika Malagasy eto Soisa (AMES).