Genève, ny 4 may 2019 – Nanatontosa ny anjara tandrify azy amin’ny ezaka « Tagnamaro » ny mpiasa eto amin’ny masoivohon’i Madagasikara eto Soisa. Manaraka ny dia nosoritan’ny Ministeran’ny Raharaham-mbahiny. #tagnamaro, #citizen, #madagascar.